|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 teny mingadona |
| Singan-teny | 2teny, 3mingadona |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5teny miafara amin'ny -ka, -tra, -na, ka eo amin'ny vaniny faharoa avy any amin'ny farany no misy ny tsindrim-peo.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6paroxyton.
[1.13] |
| Voambolana | 7 Haiteny |
| Mpanahaka | 8 tenymitoaikona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|